|
|
|
|

Teny iditra fanintelony (intelo (telo))
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 Famerenana asa iray hatramin' ny intelo [1.1]
 [ fanintelo ] [1.75]
 Pour la troisième fois [1.3]
Ohatra 
1Nony nanala fanadinana fanintelony anefa aho tamin' io taona io, afaka. [2.472]
2Tsara ery izy izany, hoy Rainitoandro, sady natsotrany haka fanindroany sy fanintelony ny tanany. [2.470]
Haiendriteny 
Tsotra : fanintelo, fanintelony

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20