|
|
|
|

Teny iditra fanipahana (tsipaka)
Sokajin-teny anarana
 Fandakana; fanosehana amin' ny tongotra
Fandavana, fanoherana: Mahagaga ahy ny fanipahanao ny hevitro, kanefa nifanaraka ihany ny hevitsika hatramin' izay [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20