|
|
|
|

Teny iditra faniratsirana (tsiratsira)
Sokajin-teny anarana
 Fanaovana tsinontsinona, fanesoana, famotsifotsiana, fanevatevana: Tsy tantiko ny faniratsirana an' i dada toy ireny nataonao ireny [1.1]
 Disdainful speaking [1.7]
 Action de mépriser, parole dédaigneuse [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20