|
|
|
|

Teny iditra faniriana (iry)
Sokajin-teny anarana
 Fitadiavana hahazo na hanana, fitsitsiritana: Tonteraka ny faniriako [1.1]
 Vetsovetso mba hanao na hanana zavatra iray tsy eo ampelatànana [1.13]
 A desire, a wish [1.7]
 Désir, souhait [1.8]
 Envie [1.13]
Voambolana 

Teny iditra faniriana (tsiry)
Sokajin-teny anarana
 Fitsimohana, fitomboana: Amin' ny lohataona no fanirian' ny ahitra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20