| Teny iditra | fanitsaka (hitsaka) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina manitsaka, manosy, manao tsinontsinona Azo hitsahina [1.1] | ||
| Ce qui mérite d’être foulé aux pieds, que l'on méprise, la manière de mépriser [1.3] | ||
| Ohatra | ny tsy hisondrotan'ny ambany fa ho fanitsaka mandrakizay!
[2.503] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |
|