| Teny iditra | fanjehy (zehy) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina manjehy, mandrefy amin' ny zehy Azo zehena: Omby mitsangana tsy fanjehy [1.1] | ||
| Teny iditra | fanjehy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fitaovana entina manoritra faribolana [1.13] | ||
| Compas [1.13] | ||
| Tovy hevitra | fanoritamparibolana ~ kompa | |
| Teny iditra | fanjehy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tankarana] Chenille. [1.19] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |
|