|
|
|
|

Teny iditra fanjera (zera)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina manjera, mandavo, mandaboka
Azo azera [1.1]
 Ce qu’on peut faire tomber, manière de précipiter [1.3872]

Teny iditra fanjera
Sokajin-teny anarana
  [Bara] Kanonta hazo [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/10