|
|
|
|

Teny iditra fanjifana (jifa)
Sokajin-teny anarana
 Fandaniana tanteraka [1.13]
 Fandaniana atao amin' ny hanina aman-tsakafo mbamin' ny entana fampiasa amin' ny asa aman-draharaha [1.62]
 Consommation [1.13]
Voambolana 
Ohatra Eo anatrehan' izay, ny fivoaran' ny vidin' ny vary, foto-tsakafo, dia ahitana fiantraikany lehibe eo amin' ny mari-bidy eo amin' ny fanjifana. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2020/02/26