| Teny iditra | fanodidina (hodidina) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina manodidina: Tsy milahatra tsara nefa mahafinaritro ny fanodidin' ny kintana ny volana Azo hodidinina: Tsy fonodidina itỳ raharaha itỳ fa tokony hovantanina avy hatrany [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |
|