|
|
|
|

Teny iditra fanohofana (tohoka)
Sokajin-teny anarana
 Fanasiana fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona
Fanasiana kitay betsaka miavovona eo am-patana [1.1]

Teny iditra fanohofana
Sokajin-teny anarana
  [Taimoro] Famonoan-jaza [1.78]
Voambolana 
Tovy hevitra hohoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/18