|
|
|
|

Teny iditra fanokoana (toko)
Sokajin-teny anarana
 Fanatsinjarazarana zavatra ho toko maro
Fandaharana vatom-panorona
Fipetrahana mitakoko toa manjoretra [1.1]
 Fizarana ho toko maromaro [1.13]
 Partage en plusieurs tas, partition [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20