| Teny iditra | fanombana (omba) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fandrakofana, fisakobonana amin'ny lamba na zavatra hafa, fiarovana amin'ny hatsiaka na ny rivotra [1.1] | ||
| Teny iditra | fanombana (tombana) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina manombana; toetran' ny orana manombana [1.1] | ||
| Teny iditra | fañombana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tambahoaka] Fandoavana (sakafo, rano, ets.) [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|