|
|
|
|

Teny iditra fanombantombanana (tombantombana (tombana))
Sokajin-teny anarana
 Faminavinana ny manakaiky izay tokony ho izy [1.13]
 Estimation [1.13]
Ohatra Niampanga azy ho tovolahy tia vola Sahondra, ka saika hoporofoiny taminy alohan' ny hisarahany mandrakizay ny tsy mahamarina izany fanombantombanana izany. [2.529]

Nohavaozina tamin' ny 2022/03/02