|
|
|
|

Teny iditra fanomboka (tomboka)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina manomboka zavatra: Na inona na inona atao, amin-kafaliana no fanomboka azy lalandava
Fomba na toetran'ny zavatra manomboka: Mampitaintaina ny fanomboky ny tantara
Azo atomboka [1.1]

Teny iditra fanomboka (tomboka)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina manomboka
Azo tombohana: Tsy mba fanomboka ny alika [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/15