Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
fanon
dro
tana
(
son
drotra
)
Sokajin-teny
anarana
Fampakarana na fanaingana ho ambony:
Fanondrotana trano. / Fanondrotana karama
[
1.1
]
L’action d’élever, de promouvoir, le motif
[
1.3
]
Ohatra
1
Moss, lehilahy ambony fahaizany, sady nikely aina fatratra tamin' ny
fanondrotana
ny Tanora Malagasy.
[
2.649
]
2
Tsy misy
fanondrotana
grady aoriam-paharesena hoy, hono, izy nivatravatra, toy ny fanaony isan' andro ihany Izany rehetra izany no atao hoe sahan' adin' i Madagasikara.
[
2.472
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08