|
|
|
|

Teny iditra fanongotra (ongotra)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina manongotra, manala hatramin' ny fakany, manatsoaka tanteraka
Azo ongotana, tokony hongotana: Fanongotra dieny mbola kely ny fahazaran-dratsy [1.1]

Teny iditra fanongotra (tongotra)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina manongotra, izany hoe mandray amin' ny tongotra
Azo tongorana, raisina amin' ny tongotra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20