|
|
|
|

Teny iditra fanonona (onona)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina manonona, izany hoe manalefaka, manaketraka [1.1]

Teny iditra fanonona (tonona)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina manonona, mamoaka amin' ny feo: Tsy azoko ny fanonon' Ingohy io teny
(jereo ankanonona, na fampanonona) [1.1]

Teny iditra fanonona (tonona)
Sokajin-teny anarana
 [Mod. s. from manonona (tonona).] A riddle, an enigma. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20