|
|
|
|

Teny iditra fanorana (orana)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina manorana, mamotsy, mandio (firavaka volamena na volafotsy) [1.1]

Teny iditra fanorana (otra)
Sokajin-teny anarana
 Fisafoana sy famoretana amin'ny tanana mba hampalefadefaka ny hozatra marary na vizana na mivonkina: Fanorana isan-kariva no nahafaka ilay henjankenjana tato amin'ny hatoko [1.1]

Teny iditra fanorana (torana)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina manorana: Tsy mitovy ny fanorana ny marary hodidiana taloha sy ankehitriny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20