| Teny iditra | fanosy (hosy) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba enti-manosy Azo hosena: Tsy mbola fanosy ity tanimbary [1.1] | ||
| Ohatra | Rainizafy dia efa niasa tany amin' ny fanosy niaraka tamin-dRanaivomboala, nefa voatery niala fa saiky rnatin' ny Tanosy.
[2.649] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |
|