|
|
|
|

Teny iditra fanoto (toto)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina manoto: Ny fanoton' ny omby
Azo totoina: Ny tsaramaso tsy mba fanoto [1.1]

Teny iditra fanoto (toto)
Sokajin-teny anarana
 Fitaovana entina mamotipotika zavatra na mikosika ny vary akotry hialan' ny hodiny ao anaty laona: Hazo boribory lovoiava mazàna ny fonoto [1.1]
 A pestle, a rammer
An iron crow-bar. [1.2]
 Pestle [1.7]
 Pilon [1.8]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/03