| Teny iditra | fanotrehana (otrika) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona Fanaovana (voankazo) amin' ny toerana tsy azondrivotra mba ho masaka Fampierena (miaramila) [1.1] | ||
| L'action de faire mûrir, le lieu [1.3] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|