| Teny iditra | fanotrika (otrika) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina manotrika, na mitahiry vain' afo ao anaty lavenona na mametraka voankazo amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka, na mampiery (miaramila) [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|