| Teny iditra | fanoty (oty) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Azo sarahina nono: Zaza tsy mbola fanoty io fa kely loatra [1.1] | ||
| Teny iditra | fanoty (oty) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina manoty, na mampisara-nono [1.1] | ||
| Teny iditra | fanoty (oty) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tankarana] (de oty : action de sevrer un enfant) Popowia pilosa Baill. (Annonaceae). Les fruits aromatiques servent à préparer une infusion qu'on administre aux enfants au moment où l'on doit les sevrer, cesser de leur faire prendre le lait de leur mère. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Popowia pilosa | |
| Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17 |
|