| Teny iditra | fanovo (tovo) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina manovo na maka rano ao am-pantsakana amin' ny siny Azo tovozina [1.1] | ||
| Teny iditra | fanovo (tovo) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Bara] Zinga [1.78] | ||
| A ladle for drawing water [1.2] | ||
| [Tankarana] Vase pour puiser de l'eau [1.19] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10 |
|