| Teny iditra | fanozona (ozona) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina manozona Azo ozonina: Tsy mba fanozona ny zanaka nateraka [1.1] | ||
| Celui qui mérite d’être maudit, manière de maudire [1.3] | ||
| Ohatra | fa ny fanondron' ny mpanozon-doha iray ataony misakana ao an-tendan ny akohokely, tsy hilatsahan' ny tangena any an-kibony, ary ataony faingana ny fanozona ny hovelomina
[2.857] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |
|