|
|
|
|

Teny iditra faobe
Sokajin-teny mpamaritra
Singan-teny faoka, be
 Général [1.5]
Ohatra 
1Nitso-drano ireo hitselaram-baratra / Amin' ny vokovoko marika faobe [2.576]
2Nisy vinavinan-dalàna faobe mifehy ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana efa vita tamin’ny 2008 [4.27]
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13