Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
fa
o
hana
(
fa
oka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Diovina amin' ny fampandalovana lamba eo amboniny:
Tsy nofaohanao tsara ny fanaka, anaka
[
1.1
]
To be wiped
[
1.2
,
1.7
]
Qu'on essuie
[
1.8
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
faohana
, faohako, faohanao, faohany, faohantsika, faohanay, faohanareo, faohan', faohan-, faoham-, faoha-
Ny lasa :
nofaohana, nofaohako, nofaohanao, nofaohany, nofaohantsika, nofaohanay, nofaohanareo, nofaohan', nofaohan-, nofaoham-, nofaoha-
Ny hoavy :
hofaohana, hofaohako, hofaohanao, hofaohany, hofaohantsika, hofaohanay, hofaohanareo, hofaohan', hofaohan-, hofaoham-, hofaoha-
Filaza mandidy :
faohy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20