|
|
|
|

Teny iditra farahehy
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny fara, hehy
 Fihomehezana mafy somary lavareny, ka matetika entin' ny tovovavy na ny vehivavy lehibe hanesoana sy hanarabiana ny hafa [1.1]
Ohatra 
1Nanao farahehy izy nony avy eo. [2.470]
2Nisy farahehy tamin' ny mpanaraka an' i Mompera Bardeaux. [2.270]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25