|
|
|
|

Teny iditra farihy
Sokajin-teny anarana
 Tany lemaka lehibe feno rano mihandrona tsy mivoaka: Farihin' Alaotra. (Misy karazany telo ny rano mihandrona amin' ny tany lemaka toy izany arakaraka ny halehibeny, ka ny farihy no lehibe indrindra, dia ny kamory, ary ny dobo no kely indrindra, ka itỳ farany mety ho vita-Nanahary na arin-tanan' olombelona) [1.1]
 A pool, a pond, a lake. Larger than kamory [1.2]
 Lac [1.3, 1.13]
 étang [1.3]
Voambolana 
Ohatra 
1Difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo. [2.472]
2nony nanaovana farihy kely, dia nisy eran-tánan-droa; [2.48]
Mpanahaka  dobo ~ kamory

Nohavaozina tamin' ny 2013/11/24