|
|
|
|

Teny iditra fariparitra (faritra)
Sokajin-teny anarana
  [1.1]
 [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Ohatra 
1Ny fanompoana maivana araka izay fariparitra nifanarahana. [2.643]
2Ankehitriny ohatra dia ao ny maminany ny lahatra momba anao araka ny fariparitra amin'ny felan-tananao, na araka ny toetoe-batanao samihafa, na amin' ny fijerem-pitaratra na amin' ny famadibadihan-karatra. [2.296]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08