| Teny iditra |
faritany
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| Singan-teny | faritra,
tany |
| | Faritra lehibe ao anatin' ny tany iray, manantoetra sy fomba manokana, toy ny toetr' andro sy vokatra,..: Ny faritanin' i Boina Fizaran-tany lehibe indrindra ara-pitondrana, izay natao hoe Provansy teo aloha, mizarazara ho fivondronana: Ny faritanin' i Toilary no lehibe indrindra amin' ny faritany enina eto amin' ny Nosy [1.1]
|
| | (fari-tany) A boundary, a landmark. [1.2]
|
| | A certain territory or region [1.7]
|
| | Territoire, région [1.8]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Mpianakavy ny mpanjaka tamin' ireo faritany telo ireo.
[2.113]
|
| 2 | Nitety faritany eran' Antsihanaka ny mpampiely hevitra.
[2.472]
|
| 3 | Tsy mitovy isa ny mponina amin' ny faritany tsirairay.
[2.332]
|
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
|
|