|
|
|
|

Teny iditra fasina
Sokajin-teny anarana
 Fanononana ny hoe "fasana" taloha, na ankehitriny koa aza, amin' ny faritany sasantsasany [1.1]
 Ancienne prononciation of fasana [1.3]
Ohatra Ary ny mpanefy manely ny vola halao fasina, tao amin' Andriamamba. [2.48]

Teny iditra fasina
Sokajin-teny anarana
  [Taimoro, Tanala] (fasiña) fasika [1.78]
  [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] Fasika [1.78]
 Moron-dranomasina [1.1]
 A provincial word for fasika [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/24