| Teny iditra | fasiny | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana na paritra tanan-dehilahy lehibe, eo anelanelan' ny torebiny sy ny beso [1.1] | ||
| A name of one of the parts in singing, the treble or soprano. [? Fr. fausset, falsetto.] [1.2] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | fasiny | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sakalava] Ilay hazo mitsangana eo amin' ny loha sy vodin' ny botry izay iadian' ny hazo-fisaky ny vatany [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06 |
|