|
|
|
|

Teny iditra fatory (tory)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina matory: Ratsy fatory ity zaza ity famitsivalam-pandry foana [1.1]

Teny iditra fatory (fatotra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana fatorana [Fitanisana]
Ohatra Fatory ireto boky ireto [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20