| Teny iditra | fehezanteny | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | fehezana, teny | |
| Antokon-teny manan-kevitra feno: Tia ahy i neny. Matetika antokon-teny na teny telo manana ny anjara asany avy no mirafitra ho fehezanteny (lazaina: / neny, enti-milaza: tia; fameno: ahy). Misy karazany efatra araka ny fitsipi-pitenenana ara-drafitra ny fehezanteny: ny fehezanteny tso-drafitra (mihira ny ankizy) ny fehezanteny mivadi-drafitra (Isambilo no namaky fitaratra), ny fehezanteny takona ila (aleo mandeha, rankizy), ary ny fehezanteny kely indrindra (mandehana) [1.1] | ||
| Phrase, énoncé [1.13, 1.5] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |
|