|
|
|
|

Teny iditra fehinkibo
Sokajin-teny anarana
Singan-teny fehy, kibo
 Anjan-koditra na tapa-damba lavalava voavoatra afatotra manodidina ny andilana mba hangeja ny fitafiana tsy tiana halalaka [1.65]
Voambolana 
Ohatra Endahina ny hodiny anaovana kiraro, pôketra na fehinkibo. [2.117]
Tovy hevitra hetra
Tsipelina hafa 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10