|
|
|
|

Teny iditra fen' akoho
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny fe, akoho
 Drumstick of a chicken [1.7]
 Cuisse de poule [1.8]
Voambolana 

Teny iditra fenakoho
Sokajin-teny anarana
Singan-teny fe
 Fanomezana omen' ny ray aman-dreny ny zanaka rehefa tonga ny fandroana, ka raha mbola amin' ny fotoana tsy ahazoana mamono zavamananaina no anomezana azy, dia vola no atao [1.1]
  [Betsimisaraka] Ce nom veut dire littéralement « cuisse de poulet ». C'est la partie du poulet qui est traditionnellement donné aux enfants. Par extension, on appelle ainsi tout ce qui est réservé à l'usage des enfants ou à leurs jeux [1.196]
Ohatra raha mamangy izy tsy tapaka mivimbina zavatra kely, ary raha tojo ny tonon-taona, mifanome vodiakoho sy fenakoho; [2.436]

Teny iditra fenakoho
Sokajin-teny anarana
Singan-teny fe
  [Betsimisaraka] A shrub [1.2]
  [Betsimisaraka] Arbuste non identifié [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15