|
|
|
|

Teny iditra fiafokafoka (afokafoka)
Sokajin-teny anarana
 Fomban' ny olona miafokafoka, izany hoe tezitra misamonthra; fisafoaka; fitroatra [1.1]
 La furie [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05