|
|
|
|

Teny iditra fiahy (ahy)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina miahy, izany hoe mikarakara, milandrina tsara
Tokony hahina, hokarakaraina tsara: Ny antitra sy ny marary manarakaraka ny zazakely no fiahy voalohany indrindra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20