| Teny iditra | fiaina (aina) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fomba entina miaina, na maka fofon' aina izany: Miadam-piaina ny marary [1.1] | |||||
| Respiration [1.32] | |||||
| La manière de vivre, de respirer [1.3] | |||||
| Respiration [1.13] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra | I feno tsy nihetsika, fa niefonefona fiaina tao anaty lamba tao.
[2.472] | ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Tovy hevitra | fisefo | ||||
| Teny iditra | fiaina (aina) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fomba entina mitondra tena: Ratsiratsy fiaina itỳ zaza itỳ [1.1] | |||||
| La conduite [1.3] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09 |
|