| Teny iditra | fiainana (aina) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fakana aina, fakana fofon' aina: Miadana erỳ ny fiainan' itỳ marary itỳ izany Fe-potoana eo anelanelan' ny ahaterahana sy ny ahafatesana: Nanao ny tsara mandrakariva io olona io nandritra ny fiainany Fifaliana na fanaranana amin' ny hanina sy ny fisotro: Manao fiainana marina ry zareo ato avaratra fa mamono akoho mifahy isan' andro Fitondran-tena: Aoka hanana toe-piainana madio sy tsara mandrakariva ianareo [1.1] | |||||
| Life; the act of breathing [1.7] | |||||
| Vie: Lava fiainana izy (Il vit longtemps) ~
Ny fiainana mandra-kizay (La vie éternelle) Respiration, canal respiratoire, soupirail [1.3] | |||||
| La vie; action de respirer [1.8] | |||||
| Voambolana | ~ | ||||
| Ohatra |
| ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Lahatsoratra | Randzavola: fiainana ao amin' ny Baiboly | ||||
| Teny iditra | Fiainana | ||||
| Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky) | ||||
| Mpanoratra | Andriamampianina Zo | ||||
| Mpanonta printy | Takila: 6. | ||||
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/14 |
|