|
|
|
|

Teny iditra fiainga (ainga)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina miainga, izany hoe misondrotra na miarina
Fomban' ny zavatra miainga, misondrotra: Ny fiaingan' ny fiaramanidina [1.1]
 La manière de se lever [1.3]
Ohatra Antoandro fiainga ihany izy ireo. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27