|
|
|
|

Teny iditra fialana (ala)
Sokajin-teny anarana
 Fandaozana toerana iray: Nalahelo daholo ny namako tamin' ny fialako tao
Fialana amin' ny fahazaran-dratsy [1.1]
 A going away; excusing oneself from blame or from a duty, a resignation [1.7]
 Départ, action de se désister; échappatoire; démission [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11