|
|
|
|

Teny iditra Fianarantsoa
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana 
Ohatra 
1Tamin' ny lalamby Fianarantsoa Manakara, nisy fiaramby iray tao ampovoamboany tao, izay mpiodina no nitana azy. [2.472]
2izay manatona any Fianarantsoa, dia Vakinimatsiatra izao. [2.48]
3Telegrama anankiray nalefan-dry zareo tao Fianarantsoa no efa voarainy. [2.499]
Fangi-bolantany -21.4333333, 47.0833333
Haianarantany fianarana, soa
Sary 

Teny iditra Fianarantsoa
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
 Iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra dimy ao anatiny: Amoron' i Mania, Vatovavy Fitovinany, Matsiatra Ambony, Ihorombe, Atsimo Atsinanana [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny faritany enina
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28