| Teny iditra | fiantandroka (tandroka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Manière de se cramponner [aux cornes d'un boeuf] [1.3] | ||
| Ohatra | Izao no anaran' ny fiantandrok' omby : taingim-bozona, fehiloha, befelana, betongoa, ankoatra, kendaroroka, mandrilava, manongotra (samboriny ny tongoben' omby anankiray dia aingany, ka na manao ahoana na manao ahoana no fitroatran' ny omby dia tsy avelany, ka misy mahalavo omby samy irery.
[1.437] | |
| Teny iditra | fiantandroka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Voambolana | ||
| Mpanahaka | fiamalandy ~ fiamandry ~ fiamangataka ~ fiamangidy ~ fiambola ~ fiambazana ~ fiampotsy ~ fiandava | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |
|