|
|
|
|

Teny iditra fibaiko (baiko)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina mibaiko, izany hoe manome baiko na famantarana ifanaovana, na teny fampanaovan-javatra [1.1]
 Taova enti-mibaiko ny fiasan'ny milina iray [1.13]
 Manière de parler, de commander, ceux à qui on commande [1.3]
 Commande [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20