|
|
|
|

Teny iditra fibarera (barera)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra (elatra, lamba, feo) mibarera, izany hoe mivaha, miboraka, mitambotsotra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20