| Teny iditra | fibiriohana (birioka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fivilianana any amin' izay tsy izy; fisompiranana any amin' ny tsy tokony haleha: Mandehana miadana fa atahorako ny fibiriohan' ny fiara any an-kady Fandosirana, filefana [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|