|
|
|
|

Teny iditra fidanadanana (danadana)
Sokajin-teny anarana
 Fivohana tanteraka (varavarana, vavahady): Ny fidanadanan' ny vavahady no nahafahan' ny omby nivoaka
Fisokafana manontolo: Maha-te-hidera ny fidanadanon' ny fon' ny olona be antra [1.1]
 L'état de ce qui est ouvert [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05