| Teny iditra | fidinginana (dingina) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fijoroana manondro lanitra: Fidinginan' ny rambon' osy Fiakarana avo dia avo tampoka: Nahagaga ny fidinginan' ny vaton-dRakoto tamin' ny fifidianana farany tao [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|